"Dia nandray ny tanan-drazazavavy Izy ka niteny taminy hoe: Talita komy, izany hoe, raha adika: Ry zazavavy, hoy Izaho aminao: Mitsangàna".Marka 5 : 41
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Kanefa amin'izany rehetra izany dia manoatra noho ny mpandresy isika amin'ny alalan'ilay tia antsika". Romana 8 : 37
Tohiny
"Ary nony nahita an-dravehivavy ny Tompo, dia onena azy ka nanao taminy hoe: Aza mitomany. Ary nanatona Izy ka nanendry ny tranovorona, dia nijanona izay nilanja. Ary hoy Jesoa: zatovo, hoy Izaho aminao: Miarena". Lioka 7 : 13 - 14
Tohiny
"Ary raha nahita Azy aho, dia lavo niankohoka tahaka ny maty teo anoloan'ny tongony. Fa Izy nanendry ahy tamin'ny tanany ankavanana ka nanao hoe: Aza matahotra; Izaho no Voalohany sy Farany, dia Ilay velona; efa maty Aho, nefa, indro, velona mandrakizay mandrakizay sady manana ny fanalahidin'ny fahafatesana sy ny fiainan-tsy hita". [* Grika: Hades] Apokalypsy…
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



