Messages récents par Mpanoratra

"Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy mba hisotro ny vokatry ny voaloboka intsony Aho mandra-pihavin'ny andro hisotroako izay vaovao any amin'ny fanjakan'Andriamanitra". — Marka 14 : 25
Tohiny

"Andriamanitro Ianao, ka hidera Anao aho; Eny, Andriamanitro, ka hanandratra Anao aho". — Salamo 118 : 28
Tohiny

JESOA SAFETY ROOM

« Jehovah no harambatoko sy batery fiarovana ho ahy ary Mpamonjy ahy ; Andriamanitro, vatolampy ialofako, sy ampingako ary tandroka famonjena ahy sy fiarovana avo ho ahy ». — Salamo 18 : 2 Mazava ny tenin’i Jesoa ry havana : « eto amin’izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana ». Iza no mampahory ? Ny fahavalo no mampahory. Ny ahafantarana hoe ny Fiangonantsika dia…
Tohiny

TENENO JESOA HOE: “JE T’AIME, ETERNEL”

Salamo 118. Rehefa halaninina ilay teny, dia tena mitolagaga ianao ny amin'ny hamamin'ilay teny, ny amin'ny halanin'ilay teny, ny amin'ny hahasarobidin'ilay teny. Rehefa jerena ny titre-ny Salamo 18 dia hoe : « Fitantaran'i Davida ny namonjen'Andriamanitra azy ». Izay izany ity Salamo ity. Novonjen'Andriamanitra i Davida, dia hoe : « Ho an'ny mpiventy hira. Nataon'i Davida, mpanompon'i Jehovah, izay nilaza tamin'i…
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.