"Fa raha velona isika, dia velona ho an'ny Tompo; ary raha maty isika, dia maty ho an'ny Tompo; koa amin'izany, na velona na maty isika, dia an'ny Tompo ihany". Romana 14 : 8
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Nihodidina tamiko ny famatoran'ny fahafatesana, Ary nahazo ahy ny fahorian'ny fiainan-tsy hita*; Nahita fahoriana sy alahelo aho". [*Hebreo: Sheola] Salamo 116 : 3
Tohiny
"Koa amin'izany, ry rahalahy malalako, dia miorena tsara, aza miova, ary mahefà be mandrakariva amin'ny asan'ny Tompo, satria fantatrareo fa tsy foana tsy akory ny fikelezanareo aina ao amin'ny Tompo". I Korintiana 15 : 58
Tohiny
"Izay maharesy dia havelako hiara-mipetraka amiko eo ambonin'ny seza fiandrianako, dia tahaka ny nandreseko kosa sy ny niarahako nipetraka amin'ny Raiko eo ambonin'ny seza fiandrianany". — Apokalypsy 3 : 21
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



