"Ary noho izany koa no iaretako izao zavatra izao, ka tsy menatra aho, satria fantatro Izay inoako, ary matoky aho fa Izy dia mahatahiry ilay zavatra natolotro Azy* mandra-pihavin'izay andro izay". [*Na: ilay zavatra natolony ahy]. II Timoty 1 : 12
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
23 APRILY 2022
Isan’ny MFT : 56 I- FANAPAHAN-KEVITRA Fisehoan’ny Katekomena 16 horaisina amin’ny Pentecôte. Hisy ny fianarana tontolo andro ny Sabotsy 21 Mai 2022. II- FAMPAHAFANTARANA Passation pasteur Délégué sy ny Pasteur vaovao : efa tontosa / Comptes dormants (comptes 2 sisa no misy, 1 BOA ary 1 BFV) Fifidianana : Amin’ny 2024 vao hisy ny fanavaozana tompon’andraikitra eto @ FJKM.…
Tohiny
"Jehovah no mahafaty sy mahavelona; izy no mampidina ho any amin'ny fiainan-tsy hita* ary mampitsangana". [*Hebreo: Sheola] — I Samoela 2 : 6
Tohiny
"Nefa fantatro fa na dia ankehitriny izao aza na inona na inona no hangatahinao amin'Andriamanitra dia homen'Andriamanitra Anao". Jaona 11 : 22
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



