"Mihainoa, Jehovah o, ka mamindrà fo amiko; Jehovah o, aoka ho Mpamonjy ahy Ianao. Efa nampody ny fisaonako ho fandihizana Ianao; efa nanaisotra ny lamba fisaonako Ianao ka nampisikina ahy fifaliana" — Salamo 30 : 10 - 11
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Dia nanao hira nifamalivaly nidera sy nisaotra an'i Jehovah izy, fa tsara Izy, fa mandrakizay ny famindram-pony amin'ny Isiraely. Dia nihoby mafy ny olona rehetra, raha nidera an'i Jehovah, satria vita ny fanorenan'ny tranon'i Jehovah". — Ezra 3 : 11
Tohiny
"Tsy misy manana fitiavana lehibe noho izao, dia ny manolotra ny ainy hamonjy ny sakaizany". — Jaona 15 : 13
Tohiny
27 NOVAMBRA 2021
Isan’ny MFT : 129 I- FANAPAHAN-KEVITRA Fampiasana trano fiangonana (03): GBPE : Fangatahana fampandrosoa ora hampiasana ny trano fiangonana @ famaranana ny faha 25ème ny Zoma 10 Desambra 2021 @ 11ora => atao ao amin’ny efitranon’ny DKN Chaîne d’honnêteté : Fangatahana trano fiangonana mandritran’ny herinandron’ny Chaîne d’honnêteté, isaky ny antoandro manomboka ny Alatsinainy 6 Desambra hatramin’ny zoma 10 Desambra @ 12ora antoandro hatramin’ny 2…
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.