"Ary mangataka aminareo izahay, ry rahalahy, ny amin'ny fihavian'i Jesoa Kristy Tompontsika sy ny hanangonana antsika ho eo aminy, mba tsy halaky hohetsiketsehina amin'ny saina na hampitahorina ianareo, na amin'ny fanahy, na amin'ny teny, na amin'ny epistily izay toa avy aminay, milaza fa efa miandoha ny andron'ny Tompo". II Tesaloniana 2 : 1 - 2
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Saino ny zavatra any ambony, fa tsy ny zavatra ety an-tany". Kolosiana 3 : 2
Tohiny
ALAKAMISY 26 MAY 2022 – ANDRO NIAKARANA
"Ary raha mbola nitso-drano azy Izy, dia nisaraka taminy ka nakarina ho any an-danitra". Lioka 24 : 51
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



