Messages récents par Mpanoratra

"Ary hoy indray Jesoa taminy: Fiadanana ho anareo; tahaka ny nanirahan'ny Ray Ahy no anirahako anareo kosa". Jaona 20 : 21
Tohiny

"Izao no lazan'i Jehovah ny Iray Masin'ny Isiraely, dia ny namorona azy: Ny amin'ny zavatra ho avy no anontanio Ahy; ary ny zanako sy ny asan'ny tanako dia aoka ho adidiko ihany'. Isaia 45 : 11
Tohiny

"Ary rehefa nivavaka izy, dia nihovitrovitra ny trano izay niangonany; dia feno ny Fanahy Masina izy rehetra ka nitory ny tenin'Andriamanitra tamin'ny fahasahiana". Asan'ny Apostoly 4 : 31
Tohiny

"Ary nifoha Izy, dia niteny mafy ny rivotra sady nilaza tamin'ny ranomasina hoe: Mangina, mitsahara. Ary dia nitsahatra ny rivotra, ka tony tsara ny andro". Marka 4 : 39
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.