Messages récents par Mpanoratra

"Dia hidina Aho ka hiteny aminao eo; ary Izaho haka amin'ny Fanahy Izay ao aminao ka hametraka izany ao amin'ireo, ary hiara-mitondra ity firenena ity aminao ireo, fa tsy ianao irery intsony no hitondra azy". Nomery 11 : 17
Tohiny

"Hoy Jesoa taminy: Tsy voalazako va fa raha hino ianao, dia ho hitanao ny voninahitr'Andriamanitra?". Jaona 11 : 40
Tohiny

"Tamin'ny voalohany Andriamanitra nahary ny lanitra sy ny tany". — Genesisy 1 : 1
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.