"Raha mangataka zavatra amiko amin'ny anarako* ianareo, dia hataoko izany". [* Na: mangataka zavatra amin'ny anarako] — Jaona 14 : 14
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ary hiantso Ahy ianareo ka handeha sy hivavaka amiko, dia hihaino anareo Aho". Jeremia 29 : 12
Tohiny
"Ny mpangalatra tsy avy raha tsy hangalatra sy hamono ary handringana; Izaho avy mba hananany fiainana, sady hananany be dia be". Jaona 10 : 10
Tohiny
"Koa lazao aminy hoe: Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Tsy hisy hajanona ela intsony ny teniko; fa ny teny izay lazaiko dia hotanterahiko, hoy Jehovah Tompo". Ezekiela 12 : 28
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.