"ary aza manolotra ny momba ny tenanareo ho amin'ny ota ho fiadian*'ny tsy fahamarinana; fa atolory ny tenanareo ho an'Andriamanitra, toy ny efa maty nefa velona, ary ny momba ny tenanareo ho fiadian**'ny fahamarinana ho an'Andriamanitra". [* Na: fiasan'] [** Na: fiasan'].Romana 6 : 13
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Izao no ahafantarantsika ny fitiavana, satria Izy no nanolotra ny ainy hamonjy antsika; ary isika kosa mba tokony hanolotra ny aintsika hamonjy ny rahalahy".I Jaona 3 : 16
Tohiny
"Ary tamin'izay dia niditra koa ny mpianatra anankiray izay tonga taloha teo amin'ny fasana, ary nahita ka nino. Fa tsy mbola fantany ny Soratra Masina fa tsy maintsy hitsangana amin'ny maty Jesoa". Jaona 20 : 8 - 9
Tohiny
"Amin'ny fanahiko no aniriako Anao nony alina; Eny, ny saiko ato anatiko no itadiavako Anao fatratra; Fa raha mamely ny tany ny fitsaranao, dia mianatra fahamarinana ny mponina amin'izao tontolo izao". Isaia 26 : 9
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.