Messages récents par Mpanoratra

"An'i Jehovah ny tany sy izay rehetra eo aminy. Izao rehetra izao sy ny mponina eo aminy". Salamo 24 : 1
Tohiny

"Koa mandehana ianareo, dia ataovy mpianatra ny firenena rehetra". Matio 28 : 19
Tohiny

"Hampanatoniko ny fahamarinako, ka tsy ho lavitra intsony; ary ny famonjeko tsy hitaredretra; fa hametraka famonjena ao Ziona Aho sy ny voninahitro ho an'ny Isiraely". Isaia 46 : 13
Tohiny

"Fa na dia velona amin'ny nofo aza izahay, dia tsy mba miady araka ny nofo (fa tsy avy amin'ny nofo ny fiadian'ny tafikay, fa mahery amin'Andriamanitra handrava fiarovana mafy)". II Korintiana 10 : 3 - 4
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.