"Ary nandrara azy Izy mba tsy hitondra zavatra ho any amin'ny halehany, na hanina, na kitapo, na vola* ao amin'ny fehin-kibony, afa-tsy tehina ihany. [*Grika: varahina] Fa asio kapa ny tongotrareo; ary aza mitondra akanjo roa". Marka 6 : 8 - 9
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Fa saiky maty izy noho ny asan'i Kristy sady nanao ny ainy tsy ho zavatra mba hanefa izay tsy vitanareo tamin'ny fanompoana ahy". Filipiana 2 : 30
Tohiny
"Misaotra an'Andriamanitra mandrakariva izahay ny aminareo rehetra ka manonona anareo amin'ny fivavahanay". I Tesaloniana 1 : 2
Tohiny
"Eny, izay rehetra te-ho velona amin'ny toe-panahy araka an'Andriamanitra, izay ao amin'i Kristy Jesoa, dia henjehina". II Timoty 3 : 12
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.