"Koa dia iraka* solon'i Kristy izahay, toa an'Andriamanitra mampangataka anay aminareo, solon'i Kristy izahay ka mangataka indrindra aminareo hoe: mihavàna amin'Andriamanitra anie ianareo". [*Grika: ambasadôro]. II Korintiana 5 : 20
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Izaho Jehovah efa niantso Anao tamin'ny fahamarinana sy nitantana ny tananao, Ary hiaro Anao Aho ka hanome Anao ho fanekena ho an'ny olona, Ho fanazavana ny jentilisa". Isaia 42 : 6
Tohiny
"Fa Jesoa nanao taminy hoe: Marina ny naminanian'Isaia anareo mpihatsaravelatsihy, araka ny voasoratra hoe: Ity firenena ity manaja Ahy amin'ny molony, Fa ny fony kosa lavitra Ahy". Marka 7 : 6
Tohiny
"Koa amin'izany, ry rahalahy, mizahà fito lahy eo aminareo, izay tsara laza sady feno ny Fanahy sy fahendrena, mba hotendrenay hitandrina izany raharaha izany". Asan'ny Apostoly 6 : 3
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.