Messages récents par Mpanoratra

"Efa ho lasa ny alina, ka efa mby akaiky kokoa ny andro, koa aoka hariantsika ny asan'ny maizina ka hitafiantsika ny fiadian'ny mazava". — Romana 13 : 12
Tohiny

"Fa hamindra fo amin'ny tsy fahamarinany Aho, Ary tsy hotsarovako intsony ny fahotany" (Jeremia 31:31-34). — Hebreo 8 : 12
Tohiny

"Izao no lazain'i Jehovah Tompo: Indro, avy hamely ny mpiandry ondry Aho, dia hampamoahiko ny amin'ny ondriko izy ka hesoriko tsy hiandry ny ondry intsony; dia tsy hamahan-tena intsony ny mpiandry ondry, fa hovonjeko eo amin'ny vavany ny ondriko mba tsy ho azony hohanina intsony". — Ezekiela 34 : 10
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.