"Fa ny fanjakantsika dia any an-danitra, ary avy any koa no iandrasantsika Mpamonjy, dia Jesoa Kristy Tompo". — Filipiana 3 : 20
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Mitandrema, miambena*, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian'ny fotoana". [*Grika: miareta tory] — Marka 13 : 33
Tohiny
"Sambatra ianao, ry Isiraely; Iza no tahaka anao, ry olona voavonjin'i Jehovah, Ampingan'ny famonjena anao sy sabatry ny voninahitrao! Hikoy anao ny fahavalonao. Ary ianao handia ny fitoerany avo". — Deoteronomia 33 : 29
Tohiny
"(Indro, avy toy ny mpangalatra Aho. Sambatra izay miambina* ka miaro ny fitafiany, fandrao mandeha mitanjaka izy, ka hita ny fahamenarany.)" [*Grika: miari-tory] — Apokalypsy 16 : 15
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.