Messages récents par Mpanoratra

"Kanefa ny fanorenana mafy nataon'Andriamanitra dia miorina tsara sady manana izao tombo-kase izao: "Ny Tompo mahalala ny azy", ary koa: "Aoka ny olona rehetra izay manonona ny anaran'ny Tompo hiala amin'ny ratsy." — II Timoty 2 : 19
Tohiny

"Jehovah Tompo nanome Ahy ny lelan'ny efa mahay*, mba hahaizako manao teny hampahatanjaka izay reraka; ampandrenesiny isa-maraina isa-maraina, eny, ampandrenesiny ny sofiko hihaino tahaka ny efa mahay*" [*Hebreo:efa nampianarina] — Isaia 50 : 4
Tohiny

"Fa izay rehetra nandray Azy dia nomeny hery* ho tonga zanak'Andriamanitra, dia izay mino ny anarany". [*Na: anarana, na fahefana] — Jaona 1 : 12
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.