"Ary noho izany ny lehilahy dia handao ny rainy sy ny reniny ka hikambana amin'ny vadiny; dia ho nofo iray ihany ireo". Genesisy 2 : 24
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ary rehefa tonga izy ka nahita ny fahasoavan'Andriamanitra, dia faly ka nananatra azy rehetra haharitra hiray amin'ny Tompo amin'ny fo minia fatratra". Asan'ny Apostoly 11 : 23
Tohiny
"Fa hoy Jesoa taminy: Tsy misy olona mitana fangady tarihina ary miherika ka miendrika ho ao amin'ny fanjakan'Andriamanitra". Lioka 9 : 62
Tohiny
"Ary, indro, ankehitriny ny tanan'ny Tompo hamely an'ialahy, dia ho jamba ialahy ka tsy hahita masoandro aloha. Dia latsaka tao aminy niaraka tamin'izay ny mampanjambena sy ny aizina, ary niraparapa nitady olona hitantana azy izy. Ary ny governora, nony nahita izay efa natao, dia nino sady talanjona tamin'ny fampianaran'ny Tompo". Asan'ny Apostoly 13 : 11…
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



