Messages récents par Mpanoratra

"Ary nanatona izy, dia namoha Azy ka nanao hoe: Tompoko, Tompoko, maty izahay! Dia nitsangana Izy, ka noteneniny mafy ny rivotra sy ny onjan-drano. Ary dia nitsahatra izany, ka tonga tony tsara ny andro". Lioka 8 : 22-25 (and.24)
Tohiny

"Ary ny lohan'ny mpisorona sy ny mpanora-dalàna nitady izay hamonoany an'i Jesoa; nefa natahotra ny olona izy". Lioka 22 : 1-4 (and.2)
Tohiny

"Aoka ho mpamindra fo ianareo mba ho tahaka ny Rainareo, Mpamindra fo". Lioka 6 : 32-36 (and.36)
Tohiny

"Mifalia indrindra, ry Ziona zanakavavy; Manaova feo fifaliana, ry Jerosalema zanakavavy; Indro, ny Mpanjakanao avy ho anao; Marina Izy sady manam-pamonjena, Malemy fanahy sady mitaingina boriky Dia zana-boriky tanora".  Zakaria 9 : 9-11 (and.9)
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.