Messages récents par Mpanoratra

"Ary rehefa natao afaka tamin'ny ota ianareo, dia tonga mpanompon'ny fahamarinana". Romana 6 : 18
Tohiny

"Andriamanitra dia Fanahy; ary izay mivavaka aminy tsy maintsy mivavaka amin'ny fanahy sy ny fahamarinana". Jaona 4 : 24
Tohiny

"Fa Jehovah Andriamanitrao mandeha eo afovoan'ny tobinao hamonjy anao sy hanolotra ny fahavalonao eo anoloanao; ka dia ho masina ny tobinao, mba tsy hahita zavatra maloto eo aminao izy ka tsy hiala aminao". Deoteronomia 23 : 15
Tohiny

"Koa amin'izany aoka ho tanteraka ianareo toy ny fahatanterahan'ny Rainareo Izay any an-danitra". Matio 5 : 48
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.