Messages récents par Mpanoratra

"Tsy manana fifaliana mihoatra noho izao aho, dia ny andrenesako fa mandeha araka ny fahamarinana ny zanako". III Jaona 4
Tohiny

"Fa izay tsy nahalala kosa ka nanao izay zavatra tokony hikapohana azy dia hokapohina kely. Fa izay nomena be, dia be no hotadiavina aminy; ary izay nampitehirizina be, dia bebe kokoa no hadinina aminy". Lioka 12 : 48
Tohiny

"Fa raha misy olona tsy mahay mitondra ny ankohonany, hataony ahoana no fitandrina ny fiangonan*'Andriamanitra?" [*Grika: eklesia] I Timoty 3 : 5
Tohiny

"Dia nobaboiny ny rakitry ny tranon'i Jehovah sy ny rakitry ny tranon'ny mpanjaka ka lasany avokoa; ary nobaboiny koa ny ampinga volamena rehetra nataon'i Solomona". I Mpanjaka 14 : 26
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.