"Dia, indro, hotanterahiko tokoa ny fanasitranana azy, eny, hositraniko izy, ary hasehoko aminy ny haren'ny fiadanana sy ny fahamarinana". Jeremia 33 : 6
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Sambatra ny noana sy mangetaheta ny fahamarinana; fa izy no hovokisana". Matio 5 : 6
Tohiny
"Mba hialanareo ny toetrareo* taloha araka ny fitondran-tenanareo fahiny, izay mihasimba araka ny filan'ny fitaka".[*Grika: olonareo] Efesiana 4 : 22
Tohiny
"Ary ny lalàna dia niditra koa hahabe ny fahadisoana. Nefa teo amin'izay nihabiazan'ny ota no nihoaran'ny fahasoavana be lavitra". Romana 5 : 20
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.