Messages récents par Mpanoratra

"Dia hoy Izy: Ny Tavako no handeha, dia hanome anao fitsaharana Aho". Eksodosy 33 : 14
Tohiny

"Ary nisy rahona niseho nanarona azy; ary dia nisy feo avy tao amin'ny rahona nanao hoe: Ity no Zanako malalako, Izy no henoy". Marka 9 : 7
Tohiny

"Fa tia ny voninahitra avy amin'ny olona izy ireo, fa tsy ny voninahitra avy amin'Andriamanitra". Jaona 12 : 43
Tohiny

"Ny lanitra mitory ny voninahitr'Andriamanitra; ary ny habakabaka manambara ny asan'ny tanany". Salamo 19 : 1
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.