"Ary izao no fitiavana, dia ny handehanantsika araka ny didiny. Izany no didy, tahaka ny efa renareo hatramin'ny taloha ihany, dia ny handehananareo aminy". II Jaona 6
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Anio no andidian'i Jehovah Andriamanitrao anao hanaraka ireo didy sy fitsipika ireo; koa tandremo sy araho amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra ireo". Deoteronomia 26 : 16
Tohiny
"Aoka tsy hiala amin'ny vavanao ity bokin'ny lalàna ity, fa saintsaino andro aman'alina, hitandremanao hanao araka izay rehetra voasoratra eo; ary amin'izany dia hahalavorary ny lalanao ianao sady hambinina"*. [*Na: ho hita ho hendry] Josoa 1 : 8
Tohiny
"Ary hoy koa Izy: Lazaiko aminareo marina tokoa: Tsy misy mpaminany izay ankasitrahana ao amin'ny taniny". Lioka 4 : 24
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



