"Ary Samsona niantso an'i Jehovah ka nanao hoe: Jehovah Tompo o, mifona aminao aho, tsarovy aho, ka ampaherezo izao indray mandeha izao monja, ry Andriamanitra o, hamaliako ny Filistina noho ny anankiray amin'ny masoko roa". — Mpitsara 16 : 28
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Fa momba anao hamonjy anao Aho, hoy Jehovah; Koa na dia levoniko aza ny firenena rehetra izay nampielezako anao, Ianao tsy mba holevoniko; Nefa kosa mba hanariko araka ny antonony ihany ianao, fa tsy dia havelako fotsiny". — Jeremia 30 : 11
Tohiny
"Fa izao no lazain'i Jehovah, Andriamanitry ny Isiraely: Tsy ho lany ny koba ao amin'ny barika, ary tsy ho ritra ny diloilo ao amin'ny tavoara mandra-pihavin'ny andro handatsahan'i Jehovah ranonorana amin'ny tany. Dia nandeha ravehivavy ka nanao araka ny tenin'i Elia, ary izy sy ravehivavy mbamin'ny ankohonany dia nanan-kohanina elaela ihany. Nefa tsy lany ny…
Tohiny
"Izany teny izany efa nolazaiko taminareo mba hanananareo fiadanana amiko. Aty amin'izao tontolo izao no ahitanareo fahoriana; nefa matokia; Izaho efa naharesy izao tontolo izao". — Jaona 16 : 33
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.