"Ary ny Fanahin'i Jehovah no tao aminy, dia nitsara ny Isiraely izy sady nivoaka hiady; ary Kosan-risataima, mpanjakan'i Mesopotamia, dia natolotr'i Jehovah teo an-tanany; ary nahery ny tanany ka namely an'i Kosan-risataima". Mpitsara 3 : 10
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Ary toy izany koa, ny Fanahy no mamonjy ny fahalementsika: fa tsy fantatsika izay vavaka tokony hataontsika; fa ny Fanahy no mifona amin'ny fitarainana tsy azo tononina". Romana 8 : 26
Tohiny
"Ary hoy koa Farao tamin'i Josefa: Satria efa nampahafantarin'Andriamanitra anao izany rehetra izany, dia tsy misy lehilahy manan-tsaina sady hendry tahaka anao; koa ianao no hanapaka ny ato an-tranoko, ary araka ny teninao no hitondrana ny oloko rehetra; ny seza fiandrianana ihany no hahalehibe ahy noho ianao". Genesisy 41 : 39 - 40
Tohiny
"Ny Fanahin'i Jehovah no ato amiko, Satria nanosotra Ahy hitory teny soa mahafaly amin'ny malahelo Izy; Naniraka Ahy hitory fandefasana amin'ny mpifatotra Izy, Sy fampahiratana amin'ny jamba, Hanafaka izay nampahorina, Hitory ny taona ankasitrahan'i Jehovah (Isaia 61:1-2)". Lioka 4 : 18 - 19
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



