"Ho aminareo rehetra anie ny fahasoavan'i Jesoa Kristy Tompo sy ny fitiavan'Andriamanitra ary ny firaisana amin'ny Fanahy Masina". II Korintiana 13 : 14
Tohiny
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
"Amin'izany andro izany dia ho fantatrareo fa Izaho ao amin'ny Raiko, ary ianareo ato amiko, ary Izaho ao aminareo". Jaona 14 : 20
Tohiny
"Ny Fanahin'i Jehovah no mampiteny ahy, ary ny teniny no eo amin'ny lelako". II Samoela 23 : 2
Tohiny
"Ary izy handeha eo alohany amin'ny fanahy sy ny herin'i Elia mba hampody ny fon'ny ray ho amin'ny zanaka, ary ny tsy manoa ho amin'ny fahendren'ny marina, hamboatra firenena voaomana ho an'ny Tompo (Malakia 3:23-24)". Lioka 1 : 17
Tohiny
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



