Messages récents par Mpanoratra

"Fa Izy handidy ny anjeliny ny aminao Mba hiaro anao eny amin'izay rehetra halehanao". Salamo 91 : 11
Tohiny

"Fa ny Zanak'ondry Izay eo afovoan'ny seza fiandrianana no ho Mpiandry azy ka hitondra azy ho amin'ny loharanon'ny ranon'aina; ary hofafan'Andriamanitra ny ranomaso rehetra amin'ny masony (Isaia 25:8)". Apokalypsy 7 : 17
Tohiny

"Ny famonjena antsika dia amin'ny anaran'i Jehovah, Mpanao ny lanitra sy ny tany". Salamo 124 : 8
Tohiny

"Izy no itomboan'ny tena rehetra (izay akambana sy ampiarahina tsara) noho ny fifanompoan'ny isan-tonony, araka ny fiàsan'izay rehetra momba azy amin'izay mety ho anjara-asany avy ka hampandrosoany ny tenany amin'ny fitiavana". Efesiana 4 : 16
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.