Messages récents par Mpanoratra

"Ary hoy ralehilahy: Ankehitriny dia taolana avy amin'ny taolako sy nofo avy amin'ny nofoko ity; ity dia hatao hoe vehivavy satria lehilahy no nanalana azy".  Genesisy 2 : 18-25 (and.23)
Tohiny

"Dia nitsangana teo akaikiny Izy, ka noteneniny mafy ny tazo, dia niala tamin-dravehivavy izany; ary nitsangana niaraka tamin'izay izy ka nanompo azy ireo".  Lioka 4 : 38-41 (and.39)
Tohiny

"Ary hoy Izy taminy: Andeha, sasao ny masonao any amin'ny farihy Siloama (izay atao hoe, raha adika, Nirahina). Dia lasa izy ka nanasa, dia niverina nahiratra".  Jaona 9 : 1-7 (and.7)
Tohiny

"Tandremo ny tenanao sy ny fampianaranao, ka mahareta amin'izany; fa raha manao izany ianao, dia hamonjy ny tenanao sy izay mihaino anao".  I Timoty 4 : 13-16 (and.16)
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.