Messages récents par Mpanoratra

"Ny fahatahorana an'i Jehovah no fiandoham-pahendrena; Fahalalana tsara no ananan'izay rehetra mankatò izany*; Maharitra mandrakizay ny fiderana Azy'. [*Hebreo: ireo]  Salamo 111 : 1-10 ( and.10)
Tohiny

"Ary ankehitriny, ry Isiraely o, inona moa no ilain'i Jehovah Andriamanitrao aminao, afa-tsy ny hatahotra an'i Jehovah Andriamanitrao sy ny handeha amin'ny lalany rehetra ary ny ho tia Azy sy hanompo an'i Jehovah Andriamanitrao amin'ny fonao rehetra sy ny fanahinao rehetra". Deoteronomia 10 : 12-19 (and.12)
Tohiny

"Aoka ihany hiara-maniry izy roroa ambara-pihavin'ny fararano; ary amin'ny fararano dia holazaiko amin'ny mpijinja hoe: Angony aloha ny tsimparifary, ka ataovy amboarany mba hodorana; fa ny vary dia taomy ho any an-tsompitro". Matio 13 : 24-30 (and.30)
Tohiny

"Dia tahaka izany koa ianareo: raha amin'ny eo ivelany dia miseho amin'ny olona ho marina, nefa ny ao anatinareo dia feno fihatsaram-belatsihy sy tsy fankatoavan-dalàna".  Matio 23 : 16-28 (and.28)
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.