Marka 6 :7-13
1. Miantso anao i Jesoa satria te hamonjy anao
2. Maniraka anao i Jesoa
3. Manome torimarika anao i Jesoa
4. Miandry vokatra avy aminao i Jesoa
À propos de: Mpanoratra
Messages récents par Mpanoratra
2 Korintiana 2:17
"Fa tsy mba toy ny sasany izay manatsatso ny tenin'Andriamanitra hahazoam-bola izahay; fa toy ny amin'ny fahadiovam-po kosa, dia avy amin'Andriamanitra sady eo anatrehan'Andriamanitra no itenenanay ao amin'i Kristy"
Tohiny
Salamo 145:15-21
"15 Ny mason’ izao rehetra izao miandrandra Anao, Ary Hianao manome azy ny haniny amin’ ny fotoany. 16 Manokatra ny tananao Hianao Ka mahavoky soa ny zava-miaina rehetra. 17 Marina Jehovah amin’ ny lalany rehetra, Sady mamindra fo amin’ ny asany rehetra. 18 Jehovah dia eo akaikin’ izay rehetra miantso Azy, Dia izay rehetra miantso…
Tohiny
Lioka 15:8-10
Commentaires récents par Mpanoratra
Pas de commentaires par Mpanoratra encore.



