Messages récents par Mpanoratra

"Ary raha mihamalahelo ny rahalahinao ka mivaro-tena aminao, aza ampanompoinao toy ny andevo izy" Levitikosy 25:39
Tohiny

"Fa raha hangina mihitsy hianao amin’ izao andro izao, dia hisy fahafahana sy famonjena hiseho avy amin’ ny fitoerana hafa ho an’ ny Jiosy, fa hianao sy ny mpianakavin-drainao kosa dia haringana; ary iza no mahalala, fa angamba ho amin’ izao andro izao mihitsy no nanandratana anao ho amin’ ny fanjakana?" Estera 4:14
Tohiny

Commentaires récents par Mpanoratra

Pas de commentaires par Mpanoratra encore.