Messages récents par FJKM Isotry Fitiavana

1 Sam 7 : 2 – 14 ; Zoma 21 Jona 2024

1. NY BOKY Toko 31 izay mitantara ny zavaniseho tamin'ny taona 1149-1055 BC nosoratana tamin'ny 1055 BC. Samoela = Ilay nohenoin’Andriamanitra. Ato no voalaza voalohany ny teny hoe MESIA (Ilay voahosotra) ao amin'ny 1 Sam 2:10. Vanim-potoanan’ny tetezamita hidirana amin’ny fananana mpanjaka ny vanim-potoana Samoela. Saoly no mpanjaka voalohany teo amin’ny Israely (1 Sam 8:4-5)…
Tohiny

Marka 4:35-41 ; 19 Jona 2024

Marka 4:35-41 1. Fampandinihan-tena: (and. 40) Efa manana finoana ve ianao ka tsy saro-tahotra? Vakio sy diniho ny Hebreo 11 (Ny toko-n'ny finoana). Izay hamantarana fa manana finoana ianao dia: Ianao feno fankatoavana (Abrahama, Genesisy 12 sy 22) Ianao Feno fahatokiana (Davida sy Goliata, I Samoela 17) Ianao feno vavaka (Daniela 6: Daniela sy lavaky…
Tohiny

SALAMO 91:1-13 ; Talata 18 Jona 2024

FIARAHA-MANDINIKA SORATRA MASINA NY MOFONAINA VOALAHATRA NY TALATA 18 JONA 2024 SALAMO 91:1-13 NY BOKY Salamo dia tonon-kira ampiarahina amin'ny zavamaneno. Voasoratra araka ny trangan-javatra niseho tamin'ny fiainan'ny Fiangonana na fiainan'ny mpanompon'Andriamanitra. Voaangona tamin'ny taonjato faha-3 talohan'i Jesoa Kristy. Misy toko 150 izay mizara ho boky 5 (tahaka ny hoe boky 5 ao amin'ny Pentateoka):…
Tohiny

Commentaires récents par FJKM Isotry Fitiavana

Pas de commentaires par FJKM Isotry Fitiavana encore.