Mt 21:18-22 Konteksta Fiandohan'ny herinandro Masina. Andro maraina. Mihevitra sakafo i Jesoa: Diso fanantenana vao maraina? Tezitra maraina ve? Manozona maraina ve? Miorina amin'ny finoana ny Mpino. Andriamanitra manao ahoana ny Andriamanitra inoantsika? Ilay Andriamanitra ao amin'i Jesoa Kristy. 1 - Mahafantatra ny maha olona Niainan'i Jesoa ny alina sy ny maraina. Nataony izany…
Tohiny
À propos de: FJKM Isotry Fitiavana
Messages récents par FJKM Isotry Fitiavana
Mofonaina 17 Septambra 2024 – 2 Korintiana 4:12-15
2 Co 4:12-15 1 - Ny Boky 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko 13, Taona: 58 T.K. Andininy tadidinao: 2 Co 5:17; 2 Co 4:8; 2 Co 5:1... 1.2 Fanampiny: Ity epistily ity dia voasoratra raha mbola tsy nigadra Paoly (miaraka amin'ny 1 Tesalonianina, 2 Tesalonianina, 1 Korintiana, Galatianina, sy Romanina). Tany Makedonia no toerana nanoratana ny…
Tohiny
MOFONAINA 16 SEPTAMBRA 2024 – Fil 2:12-18
Ph 2:12-13 1 - Miasa tsy misy mpitarika Any am-pifatorana i Paoly no manoratra: tsy afaka miara-misotra sy hitarika ny Fiangonana izy. Mamporisika ny mpino izy hanohy ny fankatoavana sady hampitombo ny risi-po sy ny fanoloran-tenany (Ph 1:27). Zava-misy : Rehefa tsy eo ny mpitarika dia tsy mihetsika ny tarihina. Lefy ny fankatoavana. Rehefa tsy…
Tohiny
Mofonaina 10 Septambra 2024 – 1 Jao 5:4-5
Mofonaina 10 Septambra 2024 1 Jn 5.4-5 1 - Ny Boky 1.1 Fandraisan’anjaran’ny tsirairay: Toko? Ny andininy tadidy? Taona: 80-110 T.K. 1.2 Fanampiny: Mariho ny andininy voalohany sy ny andininy farany ampitahaina amin’ireo roa hafa. Mpanoratra dia Jaona Apostoly: raiamandreny feno fitiavana sy entitra (miverina matetika ny hoe "Anaka" sy ny hoe "Ry malala", ary…
Tohiny
Commentaires récents par FJKM Isotry Fitiavana
Pas de commentaires par FJKM Isotry Fitiavana encore.



