Deoteronomia 29 :25a : « Fa nandeha izy ka nanompo andriamani-kafa sady niankohoka teo anatrehany » Ny fanontaniana apetraka aminao dia hoe : « Ianao izay manompo an’Andriamanitra io, oviana ianao no mba niankohoka teo anatrehan’Andriamanitra ? » Tsy miankohoka ianao satria mety tsy fantatrao hoe tiany ianao hiankohoka eo anatrehany. Ao amin’ny Matio 4…
Tohiny
À propos de: FJKM Isotry Fitiavana
Messages récents par FJKM Isotry Fitiavana
Noho ny Tompo
1 Petera 2 :13 : « Ary noho ny Tompo dia maneke izay rehetra voatendrin’ny olona » 1/ Hialohavy amin’ny hoe « Noho ny Tompo » ny teninao Mananatra antsika ny Tompo amin’ny alalan’ny teniny hoe ny amin’ny fisainana, ny amin’ny fitondran-tena dia hialohavy amin’ny hoe « noho ny Tompo ». Hiova ny fisainanao, hiova ny fombanao,…
Tohiny
Audio post format
La bonne semence
112Trouver dans ma vie ta présence. Tenir une lampe allumée. Choisir avec toi la confiance. Aimer et se savoir aimé.
Tohiny
Commentaires récents par FJKM Isotry Fitiavana
Pas de commentaires par FJKM Isotry Fitiavana encore.



