27 NOVAMBRA 2021

Isan’ny MFT : 129

I- FANAPAHAN-KEVITRA

Fampiasana trano fiangonana (03):

GBPE : Fangatahana fampandrosoa ora hampiasana ny trano fiangonana @ famaranana ny faha 25ème ny Zoma 10 Desambra 2021 @ 11ora => atao ao amin’ny  efitranon’ny  DKN

Chaîne d’honnêteté : Fangatahana trano fiangonana mandritran’ny herinandron’ny Chaîne d’honnêteté, isaky ny antoandro manomboka ny Alatsinainy 6 Desambra hatramin’ny zoma 10 Desambra @ 12ora antoandro hatramin’ny  2 ora hariva

Inspecteur des douanes (Direction Générale des Douanes) : Andiany Vonona : faha-20 taona niasany. Hampiasa ny trano fiangonana ny Alarobia 15 Desambra 2021 amin’ny 3ora hariva.

  • Lany tamin’ny tsangan-tanana ny fangatahana hampiasa trano fiangonana sy ny efitranon’ny Diakona

Fangatahana fanampiana (1) :

Aumônerie Fonja : Trano efa niorina fa tsy mbola vita => Omena 50 000 Ar

Tatitry ny mpandini-bolan’ny  Fiangonana  (2019 – 2020 – Janv à Oct 2021)

II- FAMPAHAFANTARANA

Manomboka @ 2022 dia atao mandritra ny fidirana faharoa ny Alahadin’ny Sampana ho fitsinjovana ny fianarana SA sy ny fianaraka Katekomena

SPAA10 Krismasy Firahalahian’ny Mpitandrina : Alakamisy 23 desambra 2021 @ 9ora maraina. Mila DKN, Mpitendry zavamaneno. Sakafo antoandro ho an’olona 350.

III- MPANDRAY NIFINDRA

Rtoa RAKOTOMANANA Manampitiavana, avy amin’ny FJKM Manarintsoa Finoana, SPAA10