04 DESAMBRA 2021

Isan’ny MFT : 110

I- FANAPAHAN-KEVITRA

Budget 2022 : 386 553 000 Ar

52% : Fitoriana filazantsara

2%: Fanampiana Sekoly (FOIBE) (Tafiditra ao ny TOPAZA)

12%: Fampandehanan-draharaha

27%: Karaman’ny mpiasa

 Rakitra faha 3 : Tsy hanao fiangonana isika fa ny :

  • Groupe électrogène : 40M Ar (Efa misy 20M Ar anjaran’ny Sampana (SA & SAMPATI & DORKASY)
  • Fanamboarana orgue : 10M Ar
  • Zaridaina akaikin’ny terrain Basket IF ao Ambatonakanga TPM : 5M Ar (Mitohy ny fikojakojana ny zaridaina rehetra/ Mr Julien no mankany 2 fois par semaine)

1/10 : 81M Ar mizara 3 (27M tsirairay)

  • Vatsim-pianarana ho an’ny zanaky ny Mpitandrina FJKM
  • Mpamaky Lay
  • Projet RN2n’i Kristy

Hofan-trano Serasera :

  • 2/3 mankao amin’ny asa sosialy (efa nanomboka ny fanomezana indemnité de veuvage)
  • 1/3 : entretien anaty sy ivelan’ny fg

Fiakaran’ny karama 10% : mitovy daholo ny fitondrana mpiasam-piangonana (8% + 2% arakaraky ny évaluation)

Karaman’ny Mpitandrina vaovao : ¾ ny karama raisin’ny Mpitandrina teo aloha

Retraite Pasteur misotro ronono (2): niakatra 100% (1M Ar/pers)

Retraite Pasteur Solofo : Salaire de base-ny tsy misy indemnités no omena azy (55% ny karamany)

Indemnités Pasteur Délégué : 500 000 Ar / mois

Déménagements ny Mpitandrina 2 : 6M Ar

Connexion FG : napetraka ny sora-bola. Manomboka mandoa connexion isika fa olona tsara sitrapo no nanome connexion ny Mpitandrina teo aloha ka nisitrahan’ny Secrétariat & Akany

Fanafody ho an’ny Mpitandrina misotro ronono (Niakatra 2M Ar)

Eo @ Asa / Sampan’asa : fêtes des mères & pères no nampiakatra ny budget araka ny budget naroson’ny vaomieran’ny Ankohonana sy Fanabeazana

SA : niakatra koa ny fividianana loka 8M 500 Ar

Lanin’ny Mpandray ny Fanasan’ny Tompo tamin’ny tsangan-tanana ny volavola budget 2022.