Aogositra

AOGOSITRA
1 SAMPATI : Andron'ny  Fehitenda
1-31 TSANTA : Lasin'asa-fakan-drivotra- famangiana Fg
2 SAFIF: Fotoam-pifohazana
2 SAFIF : Isan-keritaona Toby Kristy Manafaka Ibora
2-30 AMPIFITIA: tournée évangélique sy T.M. any @ faritany
4 AFF: Maraim-baovao (Efitrano DKN)
6 STK Za: Fitaizam-panahy
6 VKT: Séance de révision sy fifidianana birao (Akany)
Alahady 7 : Fanolorana fahafolon-karena
7 AFF: Fotoam-bavaka na fiofanana (Efitrano DKN)
7 SVM : vaomieran'ny saina
11 AFF: Maraim-baovao (Efitrano DKN)
11 AFF miala voly
11 STK Zo : Fivorian'ny birap
13 STK Za: MANAKAVALY
13 FDL  : Fivoriam-be
13 STK Zo : Fivoriam-be
Alahady 14:
14 STK Zo: Fisintonana lehibe (miankina amin'ny vacances)
14 SAMPATI : Andro niorenana
14 SAMPATI: Fanekena Mpiandraikitra
14 AFF: Fotoam-bavaka na fiofanana (Efitrano DKN)
14 EDIF
14 SVM: Famangiana toby fitaizana zaza mania
16 SAFIF: Fotoam-pifohazana
18 AFF: Maraim-baovao (Efitrano DKN)
20 SLK: Fivoriana birao 3ora hariva
20 SLK: Fivoriam-be 4ora hariva
20 VFL: Fivorian'ny birao
20 STK Za: Famerenan-kira
Alahady 21 :
21 VFL : Fivoriam-be
21 AFF: Fotoam-bavaka na fiofanana (Efitrano DKN)
21 SVM : fivoriam-be
22-28 SAMPATI : lasy lehibe
23 SAFIF: Fotoam-pifohazana
25 AFF: Maraim-baovao (Efitrano DKN)
25 SAFIF : fitsidihina Toby Antambohomena
27 STK Za: Lasy
Alahady 28 :
28 AFF: Fotoam-bavaka na fiofanana (Efitrano DKN)
SAFIF: Fivorian'ny birao
SLK: FihaonaM-BE SLK
FOIBE SA: Fihaonam-be NASIONALY
VFL: Fisintonana Fenerive Est