Ireo hafatry ny Mpitandrina

23 DECEMBRE 2019 – 29 DECEMBRE 2019

Le Dieu de l’espérance (Rom 15.13) L’espérance, ici, n’est pas un verbe mais un nom. Cela veut dire : tu n’as pas à espérer. Comme tu dirais : j’espère avoir un beau cadeau. Tu as à demander au Dieu de l’espérance qu’Il te remplisse d’espérance. Tu dois comprendre cela. Tu dois faire confiance au Dieu de l’espérance. Et T’attendre à

Hamaky ... »

09 DESAMBRA 2019 – 22 DESAMBRA 2019

« Sambatra ny kibo izay nitondra Anao sy ny nono izay ninonoanao… Eny tokoa, kanefa mainka sambatra aza ny mihaino ny tenin'Andriamanitra ka mitandrina izany ». Lioka 11 :27b-28. Ray sy reny modely ara-panahy Ry havana ô, matoa ny zanatsika mihaino sy mitandrina ny tenin’Andriamanitra, dia satria isika ray aman-dreny no modely amin’izany fihainoana sy fitandremana ny tenin’Andriamanitra izany. Izany

Hamaky ... »

02 Desambra 2019 – 08 Desambra 2019

« Ary ny Tompon'ny fiadanana anie hanome anareo fiadanana…». 2 Tesaloniana 3 :16a Tompon’ny fiadanana. Manambara ny tenany Andriamanitra, ho « Tompon’ny fiadanana ». Raha Tompon’ny fiadanana Izy aminao, dia angataho fiadanana ho anao. Azy ny fiadanana. Ary Azy irery izany. Raha hangataka na hitady any amin’ny hafa ianao, tsy hahazo fiadanana. Ka angataho amin’ny alalan’ny vavaka izany fiadanana izany,

Hamaky ... »

25 NOVAMBRA 2019 – 01 DESAMBRA 2019

"Fa, indro, avy ny andro, mandoro toy na fatana fandoroana izy". Mal.3.19 Fatana fandoroana Ao anatin’ny sokajy inona ianao? Ao anatin’ny olona nantsoin’Andriamanitra ho olon-tiany, Ao anatin’ny olona kasainy hofongarana?

Hamaky ... »

11 NOVAMBRA 2019 – 24 NOVAMBRA 2019

« Mitandrema, miambena, ka mivavaha; fa tsy fantatrareo izay hihavian'ny fotoana ». Marka 13 :33 Zavatra 3 no asaina ataontsika eo am-piandrasana izay hihavian’ny fotoana : Mitandrema Tandremo isan’andro isan’andro ny anatra/ny hafatra. Jereo izay tokony ampiana, jereo izay tokony esorina ao amin’ny fiainanao. Jereo izay mbola tokony ho volena, jereo izay tsy tokony hisy ao amin’ny fanompoanao. Miambena Mananà toe-tsaina, toe-panahy miambina. Aza

Hamaky ... »

04 NOVAMBRA 2019 – 10 NOVAMBRA 2019

Ary hahafantaranareo ny hery lehibe sy mihoa-pampana tokoa izay anasoavany antsika mpino, araka ny fiàsany tsy hay tohaina sy mahery vaika. (Efe 1.19) Hery lehibe sy mihoa-pampana  Izany no filazan’ny Soratra Masina ny herin’Andriamanitra : Hery lehibe  sy mihoa-pampana, Ny fiasany tsy hay tohaina, Ny fiasany mahery vaika. Hery tsy manam-paharoa  izany ! Fa izao no vaovao mahafaly : « ANASOAVANY » anao izany hery

Hamaky ... »

28 OKTOBRA 2019 – 03 NOVAMBRA 2019

« Fa tokony hanana faharetana ianareo mba hahazoanareo izay lazain'ny teny fikasana, rehefa vitanareo ny sitrapon'Andriamanitra ». Hebreo 10 :36 MANAO AHOANA NY STYLE DE VIE – NAO ? Ny style de vie dia voafaritry ny tanjona apetraka ao amin’ny fiainana. Raha mametraka ho tanjona ny hahazoana izay lazain’ny teny fikasana ianao, dia izay hahazoanao mandova ny lanitra sy ny

Hamaky ... »

07 Octobre 2019 – 27 Octobre 2019

Reconnaître Jésus (Luc 24.31) Sur la route d’Emmaüs, Jésus s’approche de deux disciples et fait route avec eux. Mais ils ne Le reconnaissent pas (vv.15-16). Un commentateur a dit : « Le disciple ne peut voir le Christ ressuscité, même s’Il marche à côté de lui, à moins qu’Il ne se révèle Lui-même. » Jésus s’est révélé aux disciples à la Sainte Cène :

Hamaky ... »

30 SEPTAMBRA 2019 – 06 OKTOBRA 2019

Kely fitiavana satria … voavela tamin’ny heloka kely  (Lio 7.47) Mety ianao ry havana io kely fitiavana io satria voavela tamin’ny heloka kely. Tsy midika izany hoe kely heloka ianao. Fa heloka kely IHANY no nentinao teo amin’ny Tompo ka nahazoanao famelana. Angataho mandrakariva ny Fanahy Masina hiasa ao aminao hampiaiky heloka anao (Jao 16.8) , ny Tompo hamela ny

Hamaky ... »