16 MARSA 2020 – 22 MARSA 2020

« Manangàna famantaran-dalana ho anao hianao, manorena tsangam-bato ». Jeremia 31 :21a

MITADIAVA IANAO SIGNALISATION HO ANAO – MITADIAVA IANAO POTEAU DE DIRECTION

Signalisation sy poteau 4 no omena anao :

  • Ny Baiboly sy ny vavaka : Ataovy vavaka ny tanjonao ho tonga any amin’ny Jerosalema vaovao ary raiso ny Baiboly hanoro anao ny lalana ho amin’izany. Ka hamaly anao Andriamanitra ao anaty vavaka, dia hanome tari-dalana ho anao.
  • Ny Baiboly, manome anao rhema isan’Alahady.
  • Ny ray aman-dreny na ny zoky ara-panahy, manoro lalana.
  • Ny namana manana ny Tompo : mitadiava namana izay hoe poteau de direction ho anao.

Rehefa ireo no ataonao signalisations sy poteaux, dia tsy ho diso lalana ianao. Ary raha diso lalana ianao, hamerina anao amin’ny lalana, amin’ny fiverenana ho amin’ny Tompo ireo.

MITADIAVA IANAO SIGNALISATION HO ANAO – MITADIAVA IANAO POTEAU DE DIRECTION

Amena