"Aza mamihina ny soa amin'izay tokony homena azy, raha azon'ny tananao atao ihany". Ohabolana 3:27
Tohiny
"Ry malala, aoka hifankatia isika; fa avy amin'Andriamanitra ny fitiavana, ary Izay rehetra tia no naterak'Andriamanitra sady mahalala an'Andriamanitra". 1 Jaona 4:7
Tohiny



